-x-antambahoaka_mat_text_reg/21/20.txt

1 line
499 B
Plaintext

\v 20 Ndreka hitan'ny mpianatra io zany, de gaga aby iary zareo de nizaka hoe: "Ino ma tonga de nahamaigna an'ny aviavy ty?" \v 21 Namaly Jesosy sady nizaka an'iary zareo hoe: " Zakaiko tsara aminareo, na manam-pinôna sady tsisy fisalasalana anareo, de tsy zegny namboarina tamin'ny aviavy io my ny hamboarinareo, fa ndre de hizaka amin'ny tendrombohitra ty aza hoe: 'Miongota de milavoa an-dranomasina agny', de ekeny zany. \v 22 Zegny raha angatahinareo am-bavaka, na am-pinôna, de ho azonareo."