-x-antambahoaka_mat_text_reg/21/12.txt

1 line
427 B
Plaintext

\v 12 Avy eo de niditra tamin'ny tempolyJesôsy. De niroasiny aby ny mpividy mban'ny mpivarotra tamin'ny tempoly, sady navadikany ny latabatran'ny mpanakalo vola. \v 13 De nizakainy iary zareo hoe :"Efa voasoratra hoe :"Ny tragnoko de atao hoe tragno fivavahana."Kanefa de ataonareo toerana fisitrian'ny dahalo.\v 14 Ndreka avy eo de nisy jamba mban'ny kilemaina nagnantogna an'Azy tamin'ny tempoly,de nositragniny iary zareo.