1 line
437 B
Plaintext
1 line
437 B
Plaintext
\v 24 Avy eo Jesôsy nizaka tamin'ny mpaminany hoe: "Na misy te-hagnaraka Anaha, de tsy mandà ny tegnany izy, hitondra ny hazofijalena, sady magnaraka Anaha. \v 25 Fa ndre iza ndre iza te-hamonjy ny aignany de hahavery an'azy, sady de ndre iza ndre iza no hahavery ny aignany avy Aminaha, de hahazo an'izany. \v 26 Fa ino ma no soa ho azon'olona na mahazo an'izao tontolo izao kanefa very ny aignany? De ino atàn'ny takalon'ny aignany? |