1 line
291 B
Plaintext
1 line
291 B
Plaintext
\v 11 De ino zany ny tsy ahazoanareo fa tsy momban'igny mofo igny mihtsy ny raha nizakaiko anareo? Membena sady mitandrema amin'ny masirasirany Fariseo mban'ny Sadoseo." \v 12 Zay vô azon'iary zareo fa tsy nizakainy an' iary zareo, fa hitandrina ny amin'ny fampenaran'ny Fariseo sy Sadoseo. |