1 line
622 B
Plaintext
1 line
622 B
Plaintext
\v 32 Nagnantso ny mpianatrany mba hagnantogna an'Azy Jesôsy de nizaka hoe: "Malahelo ny Fokonolona zaho, satria efa telo andro sahady iary zareo nipetraka niaraka taminaha nefa tsy managna hanina hoanina. Tsy te hagnandefa an'iary zareo tsy mihinagna zaho, fa sô de mety toragna egny an-dalagna egny." \v 33 De nagnano ny mpianatra tamin'azy hoe: " Aza ahitanay mofo ampy ny fokonolona maro be aty amin'ny tany tsisy olona? \v 34 Hoy Jesôsy tamin'iary zareo hoe:" Mofo firy aminareo agny? De nizaka iary zareo hoe: "Fito de laokan-drano madinika vitsy." \v 35 Avy eo Jesôsy nandidy ny Fokonolona mba hipetraka ambany. |