-x-antambahoaka_mat_text_reg/15/21.txt

1 line
407 B
Plaintext

\v 21 Avy teo Jesôsy nenga teo nierigna tagny am faritanin'ny Tyro sy Sidona. \v 22 Igny, nisy viavy Kananita raika avy agny amin'ny faritra zany. Nagnantso mafy izy de nizaka hoe: "Mamindrà fo aminaha, a Tompo, Zanak'i Davida! Ny zanako viavy de ampijalen'ny devoly mafy." \v 23 Fa Jesôsy tsy namaly anazy. Nagnantogna ny mpianatrany ka niangavy Taminy, nagnano hoe: " Roahy izy, fa maresaka amintsena."