1 line
366 B
Plaintext
1 line
366 B
Plaintext
\v 24 Ny mpianatra de tsy ho lehibe ambonin’ny mpampianatrany, na mpiasa ambony noho ny mpampiasa. \v 25 Ampy ho an’ny mpianatra raha manjary karan’ny mpampianatrany izy, de ny mpiasa karan’ny mpampiasa. Ndreka nantsovan’iary zareo hoe belzeboba ny tompon-tragno, de ho ratsy lavitra kara ino ny agnarana hagnantsovan’iary zareo ny isaky ny ankohonana ! |