-x-antambahoaka_mat_text_reg/06/32.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 32 Fa ny Jentilisa miaragna ny raha io, sady ny Abanareo zay agny an-danitra de mahalala fa mila an'io anareo. \v 33 Fa eragno eky alohaka ny fanjakana mban'ny fahamarinanany de homena anareo ny raha io. \v 34 Dikan'izany, aza magnahy ny amaraigna, fa ny amaraigna hagnahy nen'azy. Ampy ho an'ny andro tsiraindraika ny ratsy amin'azy.