-x-antambahoaka_mat_text_reg/06/30.txt

2 lines
344 B
Plaintext

\v 30 Raha ampisikinin'Andriamanitra karan'izany ny ahitra agnaty ala, zegny raha misy gniany mban'ny amaraigna de hatsipy am-patagna ao, karan'ino no ampisikinany anareo bebe kokoa, anareo kely finôna? \v 31 Raha izany de aza miahiahy ka mizaka hoe: 'Ino no hohaninay?' na hoe: 'Ino no hosotroinay
' na hoe: ' Ino ny hitafena hoa anôvanay?'