-x-antambahoaka_mat_text_reg/15/18.txt

1 line
398 B
Plaintext

\v 18 Fa ndregny raha avôkany vava de avy amin'ny fo. Raha io no mandoto ny olona raika. \v 19 Fa avy amin'ny fo no ivoahan'ny sain-dratsy, ny famonôna olona, ny fijangajangana, ny mangala-badin'olona, ny halatra ny fitsanganana vavolombelonatsy marina de ny fizakan-dratsy. \v 20 Raha io no mampaloto ny olona raika. Fa ny mihinagna amin'ny tagnana tsy misasa de tsy mampaloto ny olona raika."