|
\v 34 Vignitra ny mpampiasany ka nitondra an'azy tagny amin'iregny mpampijaly madra-pagnefany ny raha marobe nitrosainy.\v 35 Kara an'zany my koa no hataon'ny Iabako agny an-dagnitra aminareo, naha tsy mamela ny rahalahiny amin'ny fony ny tsiraidraika aminareo." |