-x-antambahoaka_mat_text_reg/26/27.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 27 Nangalaka ny kapôka Izy de nisôtra, sady nagnome an'izany an'iary zareo de nizaka hoe: "Anareo marobe, sotroy ity.\v 28 Fa ity ny ran'ny fagnekem-pihavanana arotsaka ho an'ny maro ho famelan-keloka. \v 29 Fa zakaiko aminareo, fa tsy hisotro vokatran'ny vôloboka koa Aho, mandra-pihavin'ny fisotroana vaovao hiarahako aminareo agny amin'ny fanjakan'ny Raiko."