1 line
296 B
Plaintext
1 line
296 B
Plaintext
\v 28 Magnantogna aminaha aty, anareo marobe zegny miasa mafy sy managna olagna, de omeko fahafahana anareo.\v 29 Andozy ny ziogako de mianara aminaha, fa tsotra sady tsy miavogna am-po Aho, de hahita fahafahana ho an'ny fagnainareo anareo.\v 30 Fa ny ziogako de mora sady mevagna ny entagnako. |