-x-antambahoaka_mat_text_reg/15/36.txt

1 line
456 B
Plaintext

\v 36 Nalainy ny mofo fito miaraka aminy laokan-drano, de nisaotra, de novakiny ny mofo ka natolotrany ny mpianatra. Nomen'ny mpianatra ny Fokonolona. \v 37 Nihinagna de afa-po ny Fokonolona marobe. Avy teo iary zareo nangorigna tanty fito feno sombintsobiny zegny tsy lany. \v 38 Efatra arivo lahy nihinagna tsy ao agnatin'ny zaza sy ny viavy. \v 39 Avy eo Jesôsy nampoden'ny Fokonolona ka niditra agnaty lakana bitaka de nandeha amin'ny faritra Magadana