\v 39 Ka ny didy faharoy de karan'zany my: 'Tiavo ny mpiara-monigna aminaro kara ny tegnanareo.'\v 40 Amin'ny didy roy io no iankinan'ny lalàna marobe amban'ny mpaminagny."