-x-antambahoaka_mat_text_reg/14/03.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 3 Ka Herôda nanambotra an'i Jaona, nifatorany izy, sady nandefa an'Azy tagny am-ponja nony amin'i Herôdiasy, vadiny Filipo rahalahiny. \v 4 Ka nizaka Jaona tamin'Azy hoe: "Tsy mety aminao ny mangala an'azy ho vadinao."\v 5 Te-hamono an'azy Herôda, fa natahotra ny fokonolona izy, satria nataon'iary zareo mitovy amin'ny mpaminany izy.