-x-antambahoaka_mat_text_reg/12/48.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 48 Ka de novalian'i Jesôsy ny nizaka tamin'Azy hoe, Iza no edriko amban'ny rahalaiko?\v 49 Aveo de natsotra ny tamin'ny mpianatrany ny tagnany ka nizaka hoe: Jerevo, itogny endriko amban'ny ralahiko! \v 50 Fa zay magnano ny sitrampo ny Raiko zay agny an-danitra, de ny olona zany no ralahiko amban'ny anakaviko, de endriko."