-x-antambahoaka_mat_text_reg/12/15.txt

1 line
291 B
Plaintext

\v 15 Ndreka nahafatatra an'izany Jesôsy, de nenga teo Izy. Ka hamarozan'Olona no nagnaraka an'Azy, de nositragniny zareo marobe.\v 16 De nandidy an'iary zareo Izy mba tsy hampafantatra an'Azy amin'ny hafa,\v 17 mba hatanteraka, zay nozakainy tamin'ny alalan'Isaiah mpaminany, mizaka hoe: