-x-antambahoaka_mat_text_reg/04/23.txt

1 line
575 B
Plaintext

\v 23 Nandeha nagneragnan'i Galilia Jesôsy, nampianatra tam-piangonan'iary zareo, nitory ny filazatsaran'ny fanjakana, sady nagnafaka karazan'aretina maro be mban'ny marary maro be tamin'ny olona.\v 24Niparitaka nagneragna an'i Syria ny vaovao mikasika an'Azy, de nandaon'olona tamin'Azy aby ndregny marary maro be, mararin'ny karazan'aretina sy fijalena, ny misy devoly, de zegny tratra boloka mban'ny rekitra. Nafahan'i Jesôsy iary zareo.\v 25 Fokonolona marobe avy tagny Galilia, Dekapôlisy, Jerosalema, Jodia mban'ny avy agnilan-dranon'i Jordana de nagnaraka an'Azy.