-x-antambahoaka_mat_text_reg/09/20.txt

1 line
394 B
Plaintext

\v 20 Igny, nisy viavy zay efa nandea rà nandritra ny roy ambin'ny folo taona, nandea tafaran'i Jesôsy ka nikasika ny morogn'akanjony.\v 21 Fa nizaka izy tamin'ny tegnany hoe: "Na mahavôkasika ny lambany fotsiny zaho, de ho afaka."\v 22 Fa nitodika Jesôsy ka nahita an'azy, nizaka hoe: "Zanako vavy mahereza; ny finoanao no nagnafaka anao." Ary afaka viavy igny nanombokatamin'io lera io.