-x-antambahoaka_mat_text_reg/04/23.txt

1 line
593 B
Plaintext

\v 23 Nandea nagneragna an'i Galilia Jesôsy, nampianatra tam-piangonan'iary zareo, nitory ny filazatsaran'ny fanjakana,sady nagnafaka karazan'aretina marobe mbamin'ny marary marobe tamin'ny olona.\v 24Niparitaka nagnerana an'i Syria ny vaovao mikasika an'Azy, de nandaon'olona tamin'Azy ndregny marary marobe, sy ny mararin'ny karazan'aretina sy fijalena, iregny misy devoly, de zegny marary ny opoka sady ny marary rekitra. Nafahan'i Jesôsy izy regny.\v 25 Fokonolona marobe avy tagny Galilia, Dekapôlisy, Jerosalema, Jodia sady ny avy tagny agnilan-dranon'i Jordana no nagnaraka an'Azy.