1 line
373 B
Plaintext
1 line
373 B
Plaintext
\v 37 Zegny tena tia an'ny abany na endriny mihotra Anaha de tsy mendrika Anaha; sady zegny tia kokoa ny zanaka lilahy na ny zanaka viavy mihoatra Anaha de tsy mendrika Anaha. \v 38 Zegny tsy mandray ny hazofijalena ka magnaraka Anaha de tsy mendrika Anaha.\v 39 Zegny mamonjy ny aignany de hagnary an’izany. Fa zegny magnary ny aignany avy aminaha de hahita an’izany. |