-x-antambahoaka_mat_text_reg/01/24.txt

1 line
251 B
Plaintext

\v 24 Ndreka nifoha tamin'ny torimasony Josefa de nagnano araka ny ndregny nandidian'ny anjelin'ny Tompo an'azy de nangalaka an'azy ho vadiny.\v 25 Kanefa de tsy niaraka tamin'azy izy mandra-piterakany zaza lilahy. De nataony hoe Jesôsy ny agnarany.