-x-antambahoaka_mat_text_reg/27/62.txt

1 line
529 B
Plaintext

\v 62 Ny andro magnaraka, tafaran'ny Fangomagnana, de niara-nivorovoro tamin'i Pilato ny lebe ny mpisorona mban'ny Fariseo.\v 63 Nizaka iary zareo hoe: Tompoko, tadidinay fa tamin'ny mpamitaka igny mbola velogna, de nizaka izy hoe: 'Afaka telo andro zaho, de hitsangana ndreka.'\v 64 Ka nony zany, ampembono koa ny fasagna mandritra ny teloandro, sao mako de angalarin'ny mpianatran'Azy tao ny faty de hizaka amin'olona iary zareo hoe: 'Nitsangana tamin'ny maty Izy', de ho ratsy nony tamin'ny mboalohany ny famitahana farany."