-x-antambahoaka_mat_text_reg/27/57.txt

1 line
227 B
Plaintext

\v 57 Ndreka hariva ny andro, de nisy lilahy raika manakarena avy agny Armatia tonga teo, atao hoe Jôsefa, zay mpianatr'i Jesôsy my koa.\v 58 Nagnatogna an'i Pilato izy de nangataka ny fatin'i Jesôsy. De nameny Pilato zany.