-x-antambahoaka_mat_text_reg/27/54.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 54 Ny kapiteny mban'ny reo nijery an'i Jesôsy ndreka nahita ny horohoron-tany mban'ny raha nitranga, de vaka mafy sady nizaka hoe: "Zanak'Andriamanitra tegnany ity." \v 55 Nisy alambiavy nanaraka an'i Jesôsy avy tagny Galilia mba hikarakara an'Azy teo de nijery avy egny lavitra.\v 56 Tamin'iary zareo tonga teo Maria Madalena, Mariarenin'i Jkoba mban'ny Josefa, sady ny renin'ireo Zanakalahin'i Zebedio.