-x-antambahoaka_mat_text_reg/27/45.txt

1 line
390 B
Plaintext

\v 45 Nanomboka tamin'ny lera fahenina de mijigna ny tany marobe jiska tamin'ny lera faha sivy.\v 46 Tamin'ny lera fahasivy, de nihoaika mafy Jesôsy de nizaka hoe: "Ely, Ely, lamà sabaktani?" zay midika hoe: "Andriamanitro, Andriamanitro, nagnino no de nandao anaha Anao?"\v 47 Ndreka regnin'ny sanagny tamin'ny olona nitsangana teo zany, de nizaka iary zareo: "Magnatso an'i Elia Izy."