-x-antambahoaka_mat_text_reg/27/43.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 43 Natoky an'Andriamanitra Izy, avelay Andriamanitra hamonjy an'Azy amin'izao, na magneky ny hagnafaka an'Azy Andriamanitra. Ndre Izy aza de nizaka hoe: 'Izaho no zanak'Andriamanitra."'\v 44 Kara ny zany koa ny dahalo nofantsihina niaraka tamin'Azy nizaka fanebahana tamin'Azy my koa.