-x-antambahoaka_mat_text_reg/27/41.txt

1 line
303 B
Plaintext

\v 41 Kara ny zany koa ny leben'ny mpisorona nagneso an'Azy, niaraka tamin'iary zareo mpanora-dalàna mban'ny loholona, de nizaka hoe:\v 42 "Nagnavotra ny hafa Izy, nefa tsy afaka magnavotra ny tegnany. Izy no mpanjakan'Israely. Avilay Izy hijotso tegny amin'ny hazofijalena, ka de hino an'Azy antsena.