-x-antambahoaka_mat_text_reg/27/38.txt

1 line
359 B
Plaintext

\v 38 Nisy dahalo roy nofantsihina niaraka tamin'Azy, ny raika tankavanany ny raika tankavia.\v 39 Zay nandalo de nizakazaka an'Azy sady nagnifikifika ny lohany iary zareo\v 40 de nizaka hoe: "Anao zay handrava ny fiangonana Ka hangano an'zany ndreka agnatin'ny teloandro, vonjeo ny tegnanao! Na zanak'Andriamanitra Enao, de mijotsoa tamin'ny hazofijalena!"