-x-antambahoaka_mat_text_reg/27/35.txt

1 line
299 B
Plaintext

\v 35 Ndreka nofatsihin'iary zareo tamin'ny hazofijalena Izy, de nataon'iary zareo loka ny fitafeny,\v 36 de nitometra iary zareo nijanogna niambogna an'Azy. \v 37 Tambon'ny lohany no nagnapetrahan'izy reo ny soratra mizaka ny nagnaratsena an'Azy, zay mivaky hoe: ity no Jesôsy, mpanjakany Jiosy."