-x-antambahoaka_mat_text_reg/27/27.txt

1 line
424 B
Plaintext

\v 27 Aveo ny miaramilan'ny governora de nangala an'i Jesôsy nandao tao an-ndapa sady nagnotrika ny miaramila marobe.\v 28 Nangala ny lambany iary zareo de nampagnatao akanjo jaky an'Azy.\v 29 De nagnamboatra satro-boninahitra fantsy iary zareo de nametaka an'zany tan-dohany, sady nametraka tangala tamin'ny tagnany ankavanana. Nandohalika takekiny azareo sady nagneso an'Azy, nizaka hoe: "Akory, ry mpanjakan'ny Jiosy!"