-x-antambahoaka_mat_text_reg/27/23.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 23 De nizaka izy hoe: "Nagnino, Ino ny ratsy namboariny?" Fa vômaika iary zareo naresaka mafy hoe: "Fatsiho amin'ny hazofijalena Izy."\v 24 Fa ndreka hitan'i Pilato fa tsy afaka hagnano na ino na ino izy, sady efa nanomboka naresaka zareo, de nangala rano izy, nanasa ny tangany tamasin'ny fokonolona, sady nagnano hoe: "Tsy voan-tsigny amin'ny ràn'ity lelahy tsy manan-tsigny ity zaho. Fa asanareo zany."