-x-antambahoaka_mat_text_reg/27/20.txt

1 line
430 B
Plaintext

\v 20 De ny leben'ny mpisorona mban'ny loholona nandresy lahatra ny fokonolona mba hangataka an'i Barabasy, sady hampamono an'i Jesôsy.\v 21 Nangotany an'iary zareo ny Governora hoe: "Iza amin'iza roy no tenareo halefako ho anareo?" De nizaka iary zareo hoe: "Barabasy."\v 22 Pilato nizaka tamin'iary zareo hoe: Ino no tokony atôko amin'i Jesôsy zay atao hoe: Kristy?"Izy marobe namaly hoe: Fatsiho amin'ny hazofijalena Izy."