-x-antambahoaka_mat_text_reg/27/11.txt

1 line
407 B
Plaintext

\v 11 De Jesôsy nitsangana talohany governora, de nagnotany izy hoe: "Anao ma no mpanjaka ny jiosy va?" Jesôsy nnamaly azy hoe:,"Voazakanao." \v 12 Ka dreka naratsen'ny leben'ny mpisorona mban'ny loholona Izy, de tsy namaly na ino na ino. \v 13 De nizaka tamin'ny Pilato hoe: Tsy regninao ma ny fagnaratsena marobe natao taminao a? \v 14 Fa tsy namaly nade zaka raika Izy, Varena be non'zany ny governora