-x-antambahoaka_mat_text_reg/27/09.txt

1 line
278 B
Plaintext

\v 9 De tanteraka ny voazaka ny mpaminany Jeremia, nizaka hoe: Nangala ny volafotsy telopolo iary zareo, io no vidy nanombatombanan'ireo fokonolon'Israely an'Azy,\v 10 de iary zareo nagnome zany ho an'ny tokontan'ny mpagnano vilagny tanimanga, araka ny natoron'ny Tompo anaha."