-x-antambahoaka_mat_text_reg/26/67.txt

1 line
176 B
Plaintext

\v 67 Avy eo iary zareo nandrora tamin'ny tarehiny sady namango an'Azy, \v 68 de nagnome raratefaka an'Azy, sady nagnano hoe: "Maminania aminay, ry Kristy. Iza no namely Anao?"