-x-antambahoaka_mat_text_reg/26/65.txt

1 line
256 B
Plaintext

\v 65 Avy eo ny mpisoronabe nandrota ny akanjony sady nizaka hoe: "Nizaka ratsy Izy! Nagnino antsena na mbola mila mpijoro vavolombelona? Indro, regninareo ny fizakana ratsy zany. \v 66 Ino hevitranareo?" Namaly iary zareo nagnano hoe: " Magneva maty Izy."