-x-antambahoaka_mat_text_reg/26/59.txt

1 line
479 B
Plaintext

\v 59 De iary zareo lehiben'ny mpisoronabe mban'ny Synedriona marobe de niaragna fempangana tsy maarina manohitra an'i Jesôsy, mba mety ahafahan'iary zareo mamono an'Azy. \v 60 Tsy nahita na ino na ino iary zareo, na de misy mpijoro vavolombelona maro tsy marina tonga aza teo. De afaka kelikely de nisy roy tonga nagnantogna teo \v 61 de nizaka hoe: "Io lilahy io de nizaka hoe: ' Afaka mandravany Tempolin'Andriamanitra Aho sady manangana an'izany ndreka afaka telo andro.'"