-x-antambahoaka_mat_text_reg/26/57.txt

1 line
330 B
Plaintext

\v 57 Nidaon'iary zareo zegny nanambotra an'Azy tagny amin'i Kaiafa mpisoronabe Jesôsy, zay nivorenareo mpanora-dalàna mban'ny loholona. \v 58 Fa Petera nagnaraka an'Azy avy alavitra nandeha amin'ny kianjan'ny mpisoronabe. Niditra tagnatiny iary zareo sady nipetraka niaraka tamin'ny mpiandry raharaha mba hahita zegny hefarany.