-x-antambahoaka_mat_text_reg/26/51.txt

1 line
557 B
Plaintext

\v 51 Igny an, raika tamin'ny zegny niaraka tamin'i Jesôsy nagnampatra ny tagnany, nangala ny sabatrany, nanapaka ny mpanompon'ny mpisoronabe, sady nampenga ny tadigniny. \v 52 Avy eo hoy Jesôsy tamin'azy hoe: "Aeregno amin'ny pilasiny ny sabatranao, fa zegny mangala sabatra de hivonina amin'ny sabatra. \v 53 Anareo ma ka mieritreritra fa tsy afaka magnantso an'ny Abako Aho, sady Izy de afaka magnandefa tafika mihôtra ny roy ambin'ny folo ho Anaha? \v 54 De atao akory izany hagnatanteraka ny Soratra Masina, zay mizaka fa tsy mentsy hiseho izany?"