-x-antambahoaka_mat_text_reg/26/45.txt

1 line
280 B
Plaintext

\v 45 Aveo Jesôsy nagnatogna ny mpianatra ka nagnano tamin'iary zareo hoe: " Mbola mandry sady mangala arobihana ma anareo? Jerevo, efa marivo ny lera, sady ny Zanak'Olona de hatolotra antagnan'ny mpanota. \v 46 Mitsangàna, andao antsena. Jerevo, efa marivo ny hamadika Anaha."