-x-antambahoaka_mat_text_reg/26/39.txt

1 line
472 B
Plaintext

\v 39 Nisitaka bitaka Izy, nandondogna sady nivavaka. Nizaka Izy hoe: "Ry Raiko, na mety, de mba alay Aminaha ity kapoka ity. nefa, ôka tsy araky ny sitrapoko, fa ny sitraponao." \v 40 Nagnantogna ny mpianatra Izy ka nahita an'iary zareo nahazo tory, Nizaka Izy tamin'i Petera hoe: "Nagnino,ma na tsy mavita miambina miaraka Aminaha anareo na de adiny raika aza? \v 41 Membena de mivavaha mba tsy ho azon'ny fakam-pagnahy anareo. Mety my ny fanahy, fa ny nofo no malemy."