-x-antambahoaka_mat_text_reg/26/36.txt

1 line
415 B
Plaintext

\v 36 De Jesôsy nandeha niaraka tamin'iary zareo nandeha tamin'ny tanàna antsovana hoe Getsemane ka nizaka tamin'ny mpianatra Anazy hoe: "Mipetraha eto fa mbola handeha hivavaka ery Aho." \v 37 Nitondra an'i Petera mban'ny zanak'i Zebedio roy lahy Izy de nanomboka nalahelo sady ory. \v 38 Aveo nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Mijaly ny fagnahiko, kara ny efa ho faty. Mipetraha eto de membena miaraka Aminaha."