-x-antambahoaka_mat_text_reg/26/30.txt

1 line
365 B
Plaintext

\v 30 Ndreka nihira hira fiderana iary zareo, de nandeha tegny amin'ny tendrombohitran'i Oliva. \v 31 Aveo nizaka Jesôsy tamin' iary zareo hoe: "Anareo marobe de handao Anaha noho ny aminaha niany alina, fa vôsoratra hoe: 'Hamely ny mpiandry ondry Aho de hiparitaka ny ondry.' \v 32 Fa afaran'ny fitsanganako amin'ny maty de hialoha lalagna anareo agny Galilia."