-x-antambahoaka_mat_text_reg/26/23.txt

1 line
399 B
Plaintext

\v 23 Namaly Izy hoe: " Izay niaraka nagnatosoboka ny tagnany taminaha tagnatina kopy no hamadika Anaha. \v 24 Handeha ny Zanak'Olona, araka zay efa vôsoratra mikasika Anazy. Nefa lozan'ny olona zay hamadika ny Zanak'Olona! Tsara tokôtra ho an'olona karan'izany no tsy teraka mihitsy." \v 25 Jodasy, zay hamadika an'Azy nizaka hoe: " Izaho ma izany,a Raby?"Nizaka Izy tamin'azy hoe: "Vôlazanao."