-x-antambahoaka_mat_text_reg/26/20.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 20 Ndreka aligna ny andro, de nipetraka nihinagna niaraka tamin'ny mpianatra roy ambin'ny folo Izy. \v 21 Ndreka nihinagna iary zareo, de nizaka Izy hoe: "Zakaiko marina aminareo fa hisy raika aminareo hamadika Anaha." \v 22 Nalahelo iary zareo sady nanomboka nagnotany an'Azy ny tsiraidraika hoe: "Tsy izaho mihitsy, ry Tompo?"