-x-antambahoaka_mat_text_reg/26/14.txt

1 line
344 B
Plaintext

\v 14 Aveo ny raika tamin'ny mpianatra roy ambinifolo, antsovana hoe Jodasy Iskariota, nandeha tamin'ny lehiben'ny mpisorona \v 15 ka nizaka hoe: "Omenareo ôtrino aho agnomezako Anazy anareo?" Nandanja volafotsy madinika telopolo iary zareo ho anazy. \v 16 Tamin'ny fotôna io de niaragna fahafahana izy mba hanolorana an'Azy amin'iary zareo.