-x-antambahoaka_mat_text_reg/25/37.txt

1 line
480 B
Plaintext

\v 37Ka ndregny marina de hamaly sady hizaka hoe: 'Tompo, ovena zahay no mahita Anao mosarena ka namahana Anao? Na te hinan-drano ka nampihinaninay ? \v 38 Ovena Anao no hitanay nivahiny ka nampandrosoinay? Na tsy niakanjo ka nampekanjoinay? \v 39 Ovena izahay no nahita Anao narary na tagny am-pigadrana ka nandeha taminao? \v 40 De ny mpanjaka namaly ka nizaka an'azy hoe: 'Zakaiko marina aminareo, zegny nataonareo tamin'ny rahalahiko farany bitaka io, de nataonareo taminaha.'