-x-antambahoaka_mat_text_reg/25/34.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 34 De ny mpanjaka hizaka amin'iary zareo zay eo an-tagnan-kavanany hoe: 'Malaky, anareo zegny notahin' Iabako, mandovà ny fanjakana zay efa vôhomagna ho anareo hatramin'izay namoronana an'izao tontolo izao. \v 35 Fa mosarena Aho de nomenareo hanina; te hinan-drano nomenareo ho goina; nivahiny Aho de nampadrosoinareo; \v 36 tsy nanagna akanjoAho de nampekanjoinareo; narary Aho de nikarakarainareo; de tagny am-pigadrana Aho de nandeha taminaha anareo.'